Ry Foko (Bodo)

Description: Ry foko, mitonia Mitonia raha sendra alon-drano Ny otakotakao Aoka mba ho sarin'ady Ny rangotry ny anio Hanolatra atsy ho atsy Ka aza dia mitroatra Banjino ny ho avy Aza tomany raha nindaosin'onja Ilay fanantenana, vao nitsiry dia tsy hita Ny horohoronao, zario dobok'aponga Hiandrasana ny ampitso, hitondra ny maraina Ry foko, na dia tsy mora Izany hoe manadino izany Dia ao ny fotoana Hamolavola tsy hanjokaiky Ny vetsovetsonao Hivadika ho hira Hikalo ilay mpanjaka Mpanjakan'ny Hazavana
Duration: 00:04:27
Uploaded: 2009 Apr 13
Share on Facebook - Share on Twitter - Share on Google+ - Share on Whatsapp

Related Search Keywords

Ry Foko (Bodo) Tamil Video, Ry Foko (Bodo) HD Video Song, Ry Foko (Bodo) Tamil Video Songs, Ry Foko (Bodo) Indian Desi, Ry Foko (Bodo) Punjabi, Ry Foko (Bodo) Tamil, Ry Foko (Bodo) Hindi, Ry Foko (Bodo) Bangla, Ry Foko (Bodo) Tamil, Ry Foko (Bodo) Telegu, Ry Foko (Bodo) Youtube Videos, Ry Foko (Bodo) New Hd Songs, Ry Foko (Bodo) New Movies